|
Écrit par Vololona Ramilison
|
|
Mercredi, 07 Octobre 2009 16:22 |
-   Raha tsy handray anjara amin’io fifidianana « Congrès » io ny ankolafy telo ( Ravalomanana, Ratsiraka, Zafy) dia hanao ahoana ?
Valiny :Isika mbola tany repoblikanina fa tsy tany misy ny jadona ka noho izany dia ny vahoaka no tompon’ny fahefana, ary izany fahefana izany dia hampindraminy amin’ny olona atokisany amin’ny alalan’ny fifidianana. Ka raha toa ka tsy hanaiky andray anjara amin’ny io fifidianana io ireo ankolafy telo, dia mahagaga raha toa ka mpanao politika, manaja ny demokratia no tsy hanaiky fifidianana, dia tena mampiseho izy izany fa barofo no tena tiany hatao ary hamerina ny jadona eto amin’ny Firenentsika izy , ka ny hatao angamba dia ny Malagasy rehetra no mahalala izay zavatra izay.
|
|
Lire la suite...
|